plt-x-sihanaka_mat_text_reg/27/51.txt

1 line
370 B
Plaintext

\v 51Tamy, ny lamban'ny tempoly nizara roa hatrany ambony ka hatrany ambany, ary nihorohoro ny tany, ary vaky nisasaka reo vatolampy. \v 52 Nisokatra reo fasagna, ary ny fatin'reo olon'Andriamanitra maro ze nodimandry de natsangana. \v 53Zareo de nivôka avy tao amin'ny fasagna taorian'ny fitsanganany tamin'ny maty, niditra ny tagnana masina, ary niseo tamin'ny maro.