plt-x-sihanaka_mat_text_reg/27/48.txt

1 line
377 B
Plaintext

\v 48 Teo eo de nihazakazaka ny raika tamin'jareo ary naka spaonjy, namonto izeigny tamin'ny vinaingitra, nametraka izeigny tamin'ny tohitohina bararata,\v 49 ary nagnome izeigny an'Azy mba ho sotroina. Ny sasagny tamin'jareo niteny hoe: "Avelao Izy. Hitantsika eo raha ho tônga hamonjy an'Azy Elia." \v 50 De nikika tamin'ny feo mafy indray Jesosy ary nanolotra ny fagnany.