plt-x-sihanaka_mat_text_reg/27/32.txt

1 line
370 B
Plaintext

\v 32 Rafa nivôka zareo, de naita leila raika avy akeigny Syrena antsoina hoe Simona, ze noteren'jareo hiaraka amin'jareo mba hampilanjaigna ny hazofijaliny. \v 33 Nankeigny amin'ny toerana antsoigna hoe Golgota zareo, ze midika hoe: "Toeran'ny Karandoa." \v 34 Nomen'jareo divay mifangaro amin'ny afero Izy mba ho sotroina. Fa rafa nandramany zany, de tsy nisotro Izy.