plt-x-sihanaka_mat_text_reg/27/27.txt

1 line
418 B
Plaintext

\v 27 Avy akeo reo miaramilan'ny governora naka an'i Jesosy hakao an-dapa ary nagnangona reo vondrona miaramila daôly. \v 28Nagnala ny fitafiagny zareo ary nampagnao akanjo jaky Azy. Nanambôtra satro-boninahitra tsilo zareo ary nametraka izeigny teo an-dôny, ary nametraka tehina teo amin'ny tagnany ankavanana. \v 29Nedohalika takeo agnatreny zareo ary naneso Azy, nagnano hoe: "Arahaba, ry mpanjakan'ny Jiosy!"