plt-x-sihanaka_mat_text_reg/27/23.txt

1 line
403 B
Plaintext

\v 23 De ozy Izy hoe: "Naôgna, ino ny heloka natôny " Fa vô maika zareo nihiaka mafy hoe: "Fantsiho amin'ny hazofijaleigna Izy." \v 24 Fa rafa hitan'i Pilato fa tsy afaka hagnano na ino na ino izy, kanefa efa nanomboka ny tabataba, de naka rano izy, nagnasa ny tagnany takeo anatrean'ny vaôka, ary nagnano hoe: "Tsy magnan-tsiny amin'ny ràn'ity leila tsy magnan-tsiny ity za. Fa asanareo zeigny."