plt-x-sihanaka_mat_text_reg/27/20.txt

1 line
413 B
Plaintext

\v 20 Ary reo leiben'ny mpisorona sy reo loholona nandresy lahatra ny vaôka mba hangataka an'i Barabasy, ary hampamono an'i Jesosy. \v 21 Nanontany an'jareo ny Governora hoe: "Iza amin'izy roa no teignareo halefako ho anareo?" Ozy zareo hoe: "Barabasy." \v 22 Pilato niteny tamin'jareo hoe: Ino no tokony atôko amin'Jesosy ze antoigna hoe Kristy?" Izy rehetra namaly hoe: "Fantsiho amin'ny hazofijaliagna Izy."