plt-x-sihanaka_mat_text_reg/27/17.txt

1 line
460 B
Plaintext

\v 17 No zany rafa niara-nitarongona zareo, de ozy Pilato tamin'jareo hoe: "Iza no teignareo halefako ho anareo Barabasy, sa Jesosy ze antoigna hoe Kristy?" \v 18 Fantany fa nony fialonana no nanoloran'jareo an'i Jesosy taminy. \v 19 Raha nipetraka takeo amin'ny seza fitsaragna izy, de nandefa tent taking ny vadiny ary nagnano hoe: "Tsy magnana na ino na ino atao amin'ity leila tsy manan-tsiny ity za. Fa ory lôtra za androany nony nofy azoko momba Azy."