plt-x-sihanaka_mat_text_reg/27/06.txt

1 line
374 B
Plaintext

\v 6 Ireo leiben'ny mpisorona naka reo volafotsy ary niteny hoe: "Tsy ara-dalàna ny mametraka ity akao amin'ny fiteirizam-bola, satria ity de vidin'drà." \v 7Niara-niresaka ny ôla zareo ary nividy ny sahan'ny mpagnano vilany tanimanga ze handevegnana reo vahiny tamin'reo vôla. \v 8 Ary zeigny no antony niantsoana izany saha zany hoe: "Sahan'ny Rà" mandrak'androany.