plt-x-sihanaka_mat_text_reg/27/01.txt

1 line
234 B
Plaintext

\v 1 Ary rafa tonga ny maregna, de nitetika hanotra an'i Jesosy mba hamono an'Azy reo leben'ny mpisorana sy ny loholona daôly \v 2 Izy reo namatotra Azy, nitarika an'Azy teigny ivelany, ary nanolotra an'Azy tamin'i Pilato governora.