plt-x-sihanaka_mat_text_reg/15/15.txt

1 line
267 B
Plaintext

\v 15 \v 16 \v 17 Petera namaly ka nitare tam'i Jesosy hoe: "Azavap aminay zany fagnoarana zany." Ozy Jesosy hoe: Tsy manam-palalana iagny kô ma anareo?" Tsy hitanao ma fa ze miditra amin'ny vava de mankao an-kibo ary avy akeo de havôka aigny amin'ny lava-piringa?