plt-x-sihanaka_mat_text_reg/15/12.txt

1 line
408 B
Plaintext

\v 12 \v 13 \v 14 Avy akeo nagnatona reo mpianatra ary nitare tam'i Jesosy hoe: "Mo ve fantatrao fa tezitra reo Fariseo noho ny naregny zany teny zany?" Jesosy namaly ka nitare hoe: "Reo ra-maniry ze tsy nambolen'le Raiko aigny an-dagnitra de ho fongorina avokô. Avila izy reo ho akeo, izy reo de mpitarika jamba. Raha misy ôla jamba raika mitarika jamba raika hafa, de samby hivarigna an-kady izy rôy."