\v 10 \v 11 Avy akeo nagnantso ny vahôka ho akeo am'Azy Izy ary nitare tam'izy reo hoe: "Mitandrignesa ka mazaô. Tsy ny miditra akao ambavan'ny ôla no mandoto ny ôla. Fa kosa, ze avôkon'ny vava, no mandoto ny ôla."