plt-x-sihanaka_mat_text_reg/15/07.txt

1 line
294 B
Plaintext

\v 7 \v 8 \v 9 Ry mpetsaravelatsy! Marina ny faminagnen'Isaia mombo an'nareo raha nilaza izy hoe: Ty vahôka ty de magnaja anà amin'ny molotr'izy reo, fa ny fon'izy reo de lavitra anà. Tsisy dikany ny fiderany anà, satria izy reo mampianatra ny didin'olombela ôtran'ny fampianaran'izy reo."