plt-x-sihanaka_mat_text_reg/15/01.txt

1 line
366 B
Plaintext

\v 1 \v 2 \v 3 Avy akeo nisy Fariseo sy mpanora-dalana sasatsasagny avy aigny Jerosalema nagnatogna an'i Jesosy. Ozy zareo: "Nagnino ny mpianatrao no mandika ny fomban-drazagn'reo zoky ôla? Fa tsy manasa ny tagnany zareo melôn'ny hiinana." Namaly Izy ary nitare tam'jareo hoe: "Kô nagnino ary anareo no mandika ny lalàn'Andriamanitra noho ny fomban-drazagnareo?