plt-x-sihanaka_mat_text_reg/19/25.txt

1 line
370 B
Plaintext

\v 25 Rafa nareigny zany reo mpianatra, de tegna gaga tokoa ka nitare hoe: "Iza ary zany no afaka ho vonjena?" \v 26 Nijery an'azy reo Jesosy ary nitare hoe: "Amin'ny ôla de tsy hay atao zany, fa amin'Andriamanitra ny ra-daôly de azo atao." \v 27 Avy akeo Petera namaly ary nitare hoe: "Indro, navelanay ny ra-daôly ary nagnaraka An'nao zahay. Ino ary no ho azonay?"