plt-x-sihanaka_mat_text_reg/22/34.txt

1 line
273 B
Plaintext

\v 34 Fa rafa reign'reo Fariseo ny nampanginan'i Jesosy ny Sadoseo, de niara-nivondrony zareo. \v 35 Ny raika tamin'jareo, mpahay lalàna nametra-panontanina taminy, naka fagna an'Azy hoe: \v 36 "Ry mpampianatra, iza no le geda indrindra amin'ny didy akao amin'ny lalàna?'