plt-x-sihanaka_mat_text_reg/27/54.txt

1 line
395 B
Plaintext

\v 54 Ary reo kapiteny sy reo ze nijery an'i Jesosy rafa naita ny horohoron-tany sy reo ra ze nitranga, de lasa nataotra mafy ary nagnano hoe: "Zanak'Andriamanitra marina ity." \v 55Nisy Vevavy maro ze nagnaraka an'i Jesosy hatreigny Galilia mba hikarakara an'Azy teo nijery avy any lavitra. \v 56 Tamin'jareo Maria Magdalena, Maria renin'Jakoba sy Josefa, ary ny renin'reo zanakalan'i Zebedio.