plt-x-sihanaka_mat_text_reg/27/38.txt

1 line
373 B
Plaintext

\v 38 Nisy jolahy roey nofantsegna niaraka taminy, ny raika teo ankavanany ary raika teo ankavia. \v 39 Reo ze nandalo de nanevateva an'Azy, nanivingivigna ny lôn-jareo \v 40ary nagnano hoe: "Enao ze handrava ny tempoly ary hanambôtra izany indray akao agnatin'ny telo andro, vonjeo ny tegnanao! Raha Enao no Zanak'Andriamanitra, midinà avy akegny amin'ny hazofijalina!"