plt-x-sihanaka_mat_text_reg/22/08.txt

1 line
451 B
Plaintext

\v 8 Avy akeo nitare tamin'reo mpanompony izy hoe: 'Efa vonona ny fampakaram-bady, fa reo ze nasaina no tsy mendrika. \v 9 No zany mandana eigny sampagnan-dalambe ary magnatsova ôla betsaka araka ze tazagnareo ho akao amin'ny lanonam-pampakaram-bady.' \v 10 Nande nivôka taigny amin'ny lalam-be reo mpanompo ary nanambatra ny ôla daôly ze tazan'jareo, na ny tsara na ny ratsy. No zany de feno vahiny le efi-tragno geda nisy ny fampakaram-bady.