plt-x-sihanaka_mat_text_reg/08/11.txt

1 line
501 B
Plaintext

\v 11 Lazaiko aminareo, fa betsaka ny avy akigny antsinana sy ny avy akaigny andrefana no ho avy,ary zareo de hipetraka akeo an-databatra miaraka amin'i Abrahama,Isaka ary Jakoba, any amin'ny fanjakan'ny lagnitra.\v 12 Fa reo zanaky ny fanjakana de hatsipy akaigny avelan'ny aizigna lavitra akaigny, ze hisy fitômaniana sy fikatroha-nisy." \v 13 Ozy Jesôsy tam'le kapiteny hoe: "Mandihana! Araka ny hinônao, de ôka zany ho atao ho an'nao." Ary de sitragna tam'zany lera zany mihintsy le mpanompo.