plt-x-sihanaka_mat_text_reg/16/21.txt

1 line
595 B
Plaintext

\v 21 Tamin'zany fotôgna zany Jesosy nagnomboka nitare reo mpianany fa tsy maintsy ho agny Jerosalema, hizaka fijalegna betsaka akeo an-tagnany loholona sy ny lohan'ny mpisorogna ary reo mpanora-dalàna, ho vonoina, sy hatsangana ndre amin'ny andro fatelo. \v 22 Avy akoe Petera naka an'Azy ka nitare mafy an'Azy, magnano hoe: "Ho lavitra anao ane izany, ry Tompo; tsy hitranga aminao mintsy ane zany." \v 23 Fa Jesosy nitodika ka nitare tamin'ny Petera hoe: "Mialà agny an-damosiko ry Satana! Enao de fagnafitohinana ho Anà, no enoa tsy miraharaha reo ran'Andriamanitra, fa reo ran'ny ôla."