plt-x-sihanaka_mat_text_reg/16/05.txt

1 line
439 B
Plaintext

\v 5 Rafa tonga taigny ampita reo mpianatra, de adinon'jareo ny nitondra mofo.\v 6 Ozy Jesosy tamin'jareo hoe: "Miabena ary mitandrema amin'ny masirasiran'reo Fariseo sy Sadoseo." \v 7 Niady hevitra reo mpianatra ka nilaza hoe: "Nony tsika tsy nitondra mofo zany." \v 8 Jesosy nafantatra izany ka nitare hoe: "Anareo ry kely finona, nagnino anareo no miady hevitra aminareo ka mitare fa nony tsy nitondranareo mofo zany?