1 line
433 B
Plaintext
1 line
433 B
Plaintext
\v 22 Fa Jesosy namaly ary niteny hoe: "Tsy fantatro ny raha angatanareo. Afaka hisotro ny kapôka ze ho sotroko ma anareo?" Namaly zareo hoe: "Afaka zahay." \v 23 Ozy tamin'jareo hoe: "Hisotro ny kapôkako tokôtra anareo. Fa ny hipetraka akeo an-tagnanko ankavanako sy ankaveko de tsy anjarako ny magnome an'zany fa an'reo ze efa nomen'ny Raiko." \v 24 Rafa nareigny an'zany reo mpianatra fololahy hafa de sosy mafy tam'reo rôlà. |