plt-x-sihanaka_mat_text_reg/13/33.txt

1 line
210 B
Plaintext

\v 33 Avy akeo Jesosy nilaza fagnoharana raika hafa. "Ny fanjakan'ny lagnitra de ôtran'ny lalivay ze nalain'ny vevavy raika ary nafangarony tamina lafarinina intelo famarana mandra-pibontdihny koba manontolo."