plt-x-sihanaka_mat_text_reg/07/18.txt

1 line
266 B
Plaintext

\v 18 Ny kakazo tsara de afaka ny hamokatra vô ratsy, na kô ny kakazo ratsy de tsy afaka mamokatra vô tsara \v 19Ny kakazo rehetra ze tsy mamokatra vô tsara de kapaigna ary hatsipy akaigny agnaty afo \v 20Ka no izany, ho fantatrareo zareo amin'ny alalan'ny vôny