plt-x-sihanaka_mat_text_reg/24/30.txt

1 line
432 B
Plaintext

\v 30 \v 31 Avy akeo de hibôgna aigny amin'ny lagnitra ny famantaran'ny Zanak'Ôla, ary ny foko daôly ambonin'ny tany hisaona. Hatazagna ny Zanak'Ôla tonga amin'ny rôndron'ny lagnitramiaraka amin'ny hery sy voninatra gedabe Zareo. Handefa reo anjeliny Izy miaraka amin'ny feo trompetra mafy, ary hanangona ny ôlom-bôfidiy avy aigny amin'ny vazan-tany efatra zareo, manomboka amin'ny faravodilagnitra ka hatraigny amin'ny hafa.