plt-x-sihanaka_mat_text_reg/26/62.txt

1 line
482 B
Plaintext

\v 62 Nitsangana le mpisoronabe ka nagnano taminy hoe: "Tsy mana-kavaly ma Enao? Ino zany hempangan'izy reo Anao zany?" \v 63 Fa nangina Jesosy. Ozy ny mpisoronabe taminy hoe: "Mandidy Anao amin'ny alalan'Andriamanitra velona za, lazao aminay raha Enao no Kristy, Zanak'Andriamanitra." \v 64 Jesosy namaly an'azy hoe: "Vôlazanao, fa lazaiko aminao manomboka zao de ho hitanareo ny Zanak'Ôla hipetrka akeo an-tagnana ankavanan'ny Hery, ary ho tonga akeo amin'ny rahon'ny lagnitra."