plt-x-sihanaka_mat_text_reg/25/10.txt

1 line
427 B
Plaintext

\v 10 Raha nande nividy zareo, de tonga ny mpampakatra, ary z'efa vonona de niara-nande tamin'azy ho akao amin'ny fanasam-panambadena, ka niidy ny vavahady. \v 11 Rafa afaka zany de tonga iany kô reo virijiny sasany ka niteny hoe: "Tompoko, Tompoko, mba vahao zahay". \v 12 Fa namaly izy ka niteny hoe: "Lazaiko marina aminareo, tsy mafantatra an'nareo za." \v 13 Kô noho zany membena, fa tsy fantatrareo ny andro na ny ora.