plt-x-sihanaka_mat_text_reg/18/09.txt

1 line
251 B
Plaintext

\v 9 Ra miteraka fanafintohinana ho anao ny masonao raika, hongoty zany ary esory eo aminao. Tsara koko ho anao ny miditra aigny amin'ny fiainana mandrakizay miaraka maso tokana no ny hoe very aigny smain'ny afo tsy mety maty miarka amin'ny maso rôy.