plt-x-sihanaka_mat_text_reg/18/01.txt

1 line
402 B
Plaintext

\v 1 Tam'zany fotôna zany iany kô de tonga takeo amin'i Jesôsy reo mpianany ary nitare hoe: "Iza no lebe ndrindra any amin'ny fanjakan'ny lagnitra?" \v 2 Jesôsy nagnantso za kely hankeo Aminazy, nametraka anazy takeo amin-jareo,\v 3 ary nitare hoe: "Koraniko marina aminareo, fa ra tsy miova ôtran'ireo zaza kely reo nareo, de tsy hisy hevitra ny hitsofônareo aigny amin'ny fanjakan'ny lagnitra.