plt-x-sihanaka_mat_text_reg/23/27.txt

1 line
357 B
Plaintext

\v 27 Loza ho an'nareo, ry mpanora-dàlana sy fariseo, mpiatsaravelatsihy! Fa anareo de ôtran'ny fasagna vôlalotra fotsy; ze tsara ivelzgny, fa ny akao agnatiny kosa de feno ny tôlam-paty sy ny loto daôly. \v 28 Ôtran'zany iany kô, ety ivelagny anareo miseho ho marina akeo amin'ny olona, nefa ny akao agnatinareo de feno fiatsarambelatsihy sy heloka.