plt-x-sihanaka_mat_text_reg/23/18.txt

1 line
270 B
Plaintext

\v 18 Ary, "N'iza n'iza mianiana amin'ny alitara, de tsisy varany. Fa n'iza n'iza mianiana amin'ny fanatitra ze akeo ambonin'zany, de vôfatotry ny fianianany izy." \v 19 Anareo ry ôla jamba! Iza ma no geda, ny fanatitra se ny alitara ze magnano ny fanatitra ho masina?