plt-x-sihanaka_mat_text_reg/23/04.txt

1 line
325 B
Plaintext

\v 4 Iôny, fehezin-jareo ny entana mavesatra ze sarotra entina, ary avy akeo ataon-jareo an-tsoroky ny ôla. Fa tsy hampiasa ny rantsan-tagnany raika avy ny tegnan-jareo mbô hitondrana an'jareo. \v 5 Magnano ny asany daôly zareo mbô ho tazagn'ôla. Fa ataon-jareo geda ny filakiterany, ary itarin-jareo ny moron'akanjony.