plt-x-sihanaka_mat_text_reg/23/01.txt

1 line
345 B
Plaintext

\v 1 Ary Jesosy nitare tam'reo vahôka sy reo mpianany.\v 2 Ozy hoe: "Reo mpagnora-dalàna sy fariseo de mipetraka akeo amin'ny fitôran'i Mosesy."\v 3 Noho zany n'ino n'ino handidin-jareo ataonareo, de ataovo regny ra regny ka mitandrema an-jareo. Fa aza raisina ôtran'ny asan-jareo, satria zareo miteny ra nefa avy akeo tsy magnano an'zany.