plt-x-sihanaka_mat_text_reg/20/25.txt

1 line
570 B
Plaintext

\v 25 Fa Jesosy nagnantso an-jareo hankeo amin'Azy ary nitare hoe: "Fantatrareo fa reo mpanapak'reo Jentilisa de hangeja an-jareo, ary reo leilà manan-danjan-jareo de hagnapatra ny faefany akeo amin-jareo. \v 26 Fa tsy tokony ôtran'zany ny aminareo. Mifanohitra am'zany, n'iza n'iza magniry ny ho lehibe aminareo de tsy maintsy ho mpanomponareo,\v 27 ary n'iza n'iza magniry ho lasa vôlôny akeo aminareo de tsy maintsy ho mpanomponareo,\v 28 salan'ny Zanak'Ôla tsy tonga ho tompôna, fa hagnompo, ary hagnome ny aigany mbô ho vidim-pagnavotana ho an'ny daôly."