plt-x-sihanaka_mat_text_reg/20/13.txt

1 line
286 B
Plaintext

\v 13 Fa namaly le tômpon-tany ka nitare tamin'ny raika tamin-jareo hoe: "Ranamana, tsy magnano ra tsy manjary aminao za. Tsy denaria raika ma no nifagnaranao taminà?\v 14 Raiso ze an'nao ary mandiana mande. Za de nifidy ny hagnome ho an'reo mpiasa nokaramaina farany ôtran'nao kô.