plt-x-sihanaka_mat_text_reg/14/34.txt

6 lines
848 B
Plaintext

<<<<<<< HEAD
\v 34 Rafa avy niampita zareo de tonga takeigny an-tanety tao Genesareta. \v 35 Rafa nahay an'i Jesosy reo leila takao amin'zany tôrana zany, de nandefa hafatra taigny amin'ny faritra magnodidina daôly, ary nentin-jareo tamin'azy ze marary daôly. \v 36 Nitalao tamin'Azy ry zareo mba afan-jareo mikasika ny sisin'ankajony fôgna, ary betsaka reo nikasika an'zany ka sitragna.
=======
\v 34 Rafa avy nempita zareo, de tonga taigny an-tanety takao Genesareta. \v 35 Rafa nafantatra an'i Jesosy reo leila takao am'zany tôrana zany, de nandefa hafatra taigny amin'ny faritra magnodidina daôly, ary nentin-jareo takeo amin'Azy ze ôla narary daôly.\v 36 Nitalaho tamin'Azy zareo mbô hafahan-jareo mikasika ny oron'ankanjony fotsiny iany, ary betsaka reo nikasika an'zany ka sitrana.
>>>>>>> a93700ee058ae5c682f5ae1c37fc7b85a922959e