plt-x-sihanaka_mat_text_reg/14/22.txt

6 lines
894 B
Plaintext

<<<<<<< HEAD
\v 22 Avy hatraigny de nasainy nankao amin'ny sambokely ary nandeha hialô an'Azy ho aigny am-pita reo mpianagny, ra mbola nandefa reo vahôka Izy. Tafaran'ny nandefasany reo vahôka, \v 23 de nande niakatra taigny an-tanety rerika Izy hande hivavaka. Rafa tonga ny hariva de Izy rerika no takeo. \v 24 Ary ny sambo de efa lasana lavitry ny tanety, natopatopan'ny onja satria nitsoka nanohitra an'azy ny rivotra.
=======
\v 22 Avy hatraigny de nasainy nankao amin'ny sambokely ary nande hialô an'Azy ho aigny ampita reo mpianany, raha mbôla nandefa reo vahôka Izy. \v 23 Tafaran'ny nandefasany an'reo vahôka, de nande niakatra taigny an-tanety rerika Izy mbô hivavaka. Rafa tonga ny hariva, de rerika teo Izy.\v 24 Ary ny sambo de efa lasa lavitra ny tanety, natopatopan'ny onja, satria nitsoka nanohitra an-jareo ny rivotra.
>>>>>>> a93700ee058ae5c682f5ae1c37fc7b85a922959e