plt-x-sihanaka_mat_text_reg/14/19.txt

6 lines
1020 B
Plaintext

<<<<<<< HEAD
\v 19 Avy akeo Jesosy de nibaiko an'ireo vahôka mba hipetraka akeo amin'ny bozaka. Nalainy reo mofo dimy sy hazan-dragno roey. Niandrandra takeigny an-dagnitra, de nisôtra Izy ary nanapaka reo mofo ka nameny an'ireo mpianatra, ary reo mpianatra nagnome izany an'ireo vahôka. \v 20 Nihinana daôly zareo ka voky. Avy akeo de nangonin-jareo ny sisan'ny potin-kanina ka nafeno rombefolo sobika. \v 21Teo amin'ny dimy arivo lahy teo reo nihinana akôtran'reo zaza am-bevavy.
=======
\v 19 Avy akeo Jesosy nibaiko an'reo vahôka mbô hipetraka akeo amin'ny bozaka. Nalainy reo mofo dimy sy lapia rôy. Nendrandra taigny an-dagnitra, de nisaotra Izy ary nanapaka reo mofo ka nameny an'reo mpianatra, ary reo mpianatra nagnome an'zany ho an'reo vahôka. \v 20 Nihinana avokoa izy daôly ary voky. Avy akeo de nangonin-jareo ny sisan'reo poti-tsakafo ka nafeno rombefolo harona. \v 21 Teo amin'ny dimy arivo lahy teo reo nihinana, ankôtran'reo zaza amam-bevavy.
>>>>>>> a93700ee058ae5c682f5ae1c37fc7b85a922959e