plt-x-sihanaka_mat_text_reg/14/13.txt

6 lines
799 B
Plaintext

<<<<<<< HEAD
\v 13 Ary rafa nareigny an-zany Jesosy, de niala avy tam-le sambokely raika Izy, hankeigny amin'ny tôrana mitokana raika. Rafa nareigny an-zany reo vahôka, de nagnaraka an'Azy an-tongotra avy taigny amin'ireo tanan-dehibe. \v 14 Avy akeo Jesosy nankeo alôn-jareo ary natazagna reo vahôka betsaka be. Nangôraka an-jareo Izy, ary nagnasitragna ny aretin-jareo.
=======
\v 13 Ary rafa nandregny an'zany Jesosy, de niala avy teo amina sambokely raika izy hankaigny amina tôrana mitokana raika. Rafa nandregny an'zany reo vahôka, de nagnaraka an'Azy an-tongotra avy taigny am'reo tanàn-debe. \v 14 Avy akeo Jesosy nankeo agnolôn-jareo ary natazagna an'reo vahôka betsaka be. Nangoraka an-jareo Izy ary nagnasitrana ny aretin-jareo.
>>>>>>> a93700ee058ae5c682f5ae1c37fc7b85a922959e