plt-x-sihanaka_mat_text_reg/14/03.txt

6 lines
781 B
Plaintext

<<<<<<< HEAD
\v 3 Fa Heroda nisambotra an'i Jaona, namatotra an'azy, ary nandefa an'azy takeigny an-dragnomaizigna noho i Herodiasy, vadin'i Filipo rahalahiny. \v 4 Fa ozy Jaona tamin'azy hoe: "Tsy ara-dalàna ho an'nao no managna an'azy ho vadinao." \v 5 Magniry ny hamono an'azy Heroda, saingy natatra ireo vahôka izy, satria noraisin-jareo salan'ny mpaminagny izy.
=======
\v 3 Fa Heroda nisambotra an'i Jaona, namatotra an'azy, ary nandefa an'azy taigny an-tragnomaizigna noho i Herodiasy, vadin'i Filipo rahalàny. \v 4 Fa ozy Jaona tamin'azy hoe: "Tsy ara-dalàna ho an'nao ny managna an'azy ho vadinao." \v 5 Naniry ny hamono an'azy Heroda, saingy natatra an'reo vahôka izy, satria noraisin-jareo ôtran'ny mpaminagny izy.
>>>>>>> a93700ee058ae5c682f5ae1c37fc7b85a922959e