plt-x-sihanaka_mat_text_reg/13/51.txt

1 line
420 B
Plaintext

\v 51 Azonareo ma zany ra daôly zany?" Ozy ny mpianany tamin'azy hoe: "Eny." \v 52 Avy akeo Jesosy nitare tamin-jareo hoe: "Noho zany ny mpagnora-dalàna daôly ze lasana mpianatra akeo amin'ny fanjakan'ny lagnitra de salan'ny leila tompon-tragno raika, ze mamôka reo ra efa koro sy reo ra mbola vaovao avy akao amin'ny hareny."\v 53 Avy akeo rafa navita reo fgnoharana reo Jesosy, de niala tam'zany toerana zany Izy.