plt-x-sihanaka_mat_text_reg/13/40.txt

1 line
516 B
Plaintext

\v 40 Noho zany, ôtran'ny anangonana sy andorôna reo ahidratsy amin'ny afo, no atao kô amin'ny fiafaran'zao tontolo zao. \v 41 Haniraka reo anjeliny ny Zanak'Ôla, ary ho angonin-jareo hiala amin'ny fanjakany reo ra daôly ze matonga fahotana, sy reo ze magnano ratsy. \v 42 Ho atsipin-jareo akao amin'ny fatagna gedabe mirehitra afo zareo, ze hisy fitomagnena sy hidy vazana. \v 43 Avy akeo hamiratra salan'ny masoandro akao amin'ny fanjakan'ny Rain-jareo ny ôlo-marina. Ze manan-tsofigna izy, ôka izy hitaino.