plt-x-sihanaka_mat_text_reg/13/36.txt

1 line
520 B
Plaintext

\v 36 Avy akeo Jesosy niala an'reo vahôka ary niditra tan-dragno. Nankeo amin'Azy reo mpianany ary nitare hoe: "Azavao aminay ny fagnoarana mikasika an'le voan'ahidratsy tao an-tanimboly."\v 37 Namaly Jesosy ary nitare hoe: "Le mpamafy voa tsara de ny Zanak'Ôla. \v 38 Ny tanimboly de zao tontolo zao; ary ny voa tsara, re no zanaky ny fanjakana. Ny voan'ahidratsy de reo zanaky ny ratsy, \v 39 ary ny favalo ze mamafy an'azy de ny devoly. Ny fijinjana de ny fiafaran'zao tontolo zao, ary ny mpijinja de reo anjely.