plt-x-sihanaka_mat_text_reg/13/34.txt

1 line
361 B
Plaintext

\v 34 Fagnoharana no nagnambaran'i Jesosy reo ra daôly reo tamin'ny vahôka; ary tsy nilaza na ino na ino tamin-jareo afa tsy tamin'ny fagnoharana Izy. \v 35 Zany de mbô hatanteraka ze nolazaina tamin'ny alalan'ny mpaminagny, rafa nitare Izy hoe: "Za hiloa-bava amin'ny alalan'ny fagnoharana. Hilaza ra ze nasitrika hatram'zay nagnorenana zao tontolo zao Za."