plt-x-sihanaka_mat_text_reg/13/31.txt

1 line
440 B
Plaintext

\v 31 Avekeo Jesosy de nilaza fagnoharana raika hafa tamin-jareo. Ozy hoe: "Ny fanjakan'ny lagnitra de ôtran'ny vôtsinampy ze nalain'ny leila raika ary nafafiny takeo amin'ny tanimboliny. \v 32 Io voa io no voa tegna kitika ndrindra amin'ny voa daôly. Fa rafa maniry zany, de geda noho reo zava-maniry akao amin'ny tanimboly. Lasa hazo zany, mbô iaven'reo vorogna amin'ny habakabaka ary hagnano ny akanin-jareo akeo amin'ny rantsagny."