plt-x-sihanaka_mat_text_reg/13/29.txt

1 line
407 B
Plaintext

\v 29 Le tompon-tany nitare hoe: "Tsia. Satria raha magnongotra reo ahidratsy anareo, de mety hagnongotra ny fakan'reo vary miaraka am'reo kô. \v 30 Avelao hiaraka haniry zareo rôy hatramin'ny fandidena. Amin'ny fotônan'ny fandidena de hitare amin'ny mpandidy za hoe: "Alao alô reo ahidratsy ary fihezo ho fatotra maromaro mbô ho dorôna zareo, fa angony akao amin'ny fitôram-bokatro kosa reo vary.""