plt-x-sihanaka_mat_text_reg/13/18.txt

1 line
255 B
Plaintext

\v 18 Ka mienoa ary ny fagnoharana ny amin'ny mpamboly raika ze namafy ny voany.\v 19 Rafa misy maregny ny tenin'ny fanjakana kanefa tsy mafantatra an'zany, de tonga le ratsy ary magnongotra ze nafafy takao am-pony. Io le voa nafafy taigny amoron-dalana.