plt-x-sihanaka_mat_text_reg/13/01.txt

1 line
287 B
Plaintext

\v 1 Tam'zany andro zany Jesosy nande nivôka ny tragno ary nipetraka takeo amoron'ny ranomasina. \v 2 Nisy vahôka betsaka nitangorona nagnodidina an'Azy, ka de niditra takao an-tsambokely Izy ary nipetraka takao am'zany, raha nitsangana takeo amoron-dranomasina kosa ny vahôka daôly.