plt-x-sihanaka_mat_text_reg/10/21.txt

1 line
529 B
Plaintext

\v 21 Ny rahala de hanolotra ny rahala amin'ny fahafatesana, ary ny ray de ny zanagny. Ny zanaka de hitsangana hanohitra ny ray aman-dreniny ka hahatonga ny fahafatesan-jareo.\v 22 Ho halan'ny ôla daôly anareo nohon'ny amin'y agnarako. Fa na iza na iza miharitra hatramin'ny farany, de ho voavonjy zany ôla zany. \v 23 Rafa magnenjika an'nareo akao amin'io tanana gedabe io zareo, de milefasa aigny amin'ny hafa, fa lazaiko marina aminareo, fa tsy hahatapitra reo tananan'Israely mialôhan'ny hatongavan'ny Zanak'Ôla anareo.